|
|
|
|

Entry1  manararaotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana
Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy
Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony.
Explanations in English  4  [1.2] to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another.
5  [1.7] to take advantage of
Explanations in French  6  [1.8] profiter de l'occasion
Examples  7  [2.470] Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
Root  8  hararaotra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mively ny vy dieny mafana, manao kendry tohina, manao tsatoka, mandray vava latsaka
Compound words 

Updated on 2024/12/11