Entry | manaranaka (taranaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1] | ||||||
Mifindra amin'ny taranaka [1.13] | |||||||
Explanations in French | Héréditaire [1.13] | ||||||
Vocabulary | Biology | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |