Entry manaposaka (posaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy
¶ Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [Rajemisa 1985]
Morphology 
manaposaka
nanaposaka
hanaposaka
manaposaha
Synonyms mamosaka

Updated on 2013/03/17