Entry | manapiaka (piaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Manapiaka rantsankazo [1.1] | ||||||||
Manapaka an-drezatra na an-ditra [1.13] | |||||||||
Explanations in French | Briser [1.13] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mamiaka | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |