Entry manao saonjo mihoatra akondro
Elementary words manao ; saonjo ; mihoatra ; akondro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo ambany na zandry mitady hihoatra ny ambony na zokiny [1.1]

Updated on 2023/07/17