Entry manao ronono an-tavy (tao, ronono, tavy)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07