Entry | manao mangidy tsy andramana (tao, ngidy, tsy, andrana) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |