Entry manao lapa marivo (tao, lapa, rivo)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza izay tsy manaja ny andalan-tohatra fa avy hatrany, raha misy angatahina, mivantana any amin' ny manam-pahefana ambony indrindra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31