Entry manao lambo manoha-dia (tao, lambo, ohatra, dia)
Part of speech expression
Malagasy definition mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) [Rajemisa 1985]

2009/11/07