Entry manao kely tsy mba mamindro (tao, kely, tsy, mba, mindro)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny fahefana tsy miraharaha ny kely fa manifikifika fotsiny amin' ny hery ananany; manositosika ny madinika [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/03/11