Entry manao entan' olo-malaina
Elementary words manao ; entana ; olona ; malaina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo [1.1]
Synonyms manao entan' ny malaina

Updated on 2023/05/23