|
|
|
|

Entry1  manao entan' olo-malaina
Elementary words  2 manao, 3 entana, 4 olona, 5 malaina
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo [1.1]
Synonyms  8 manao entan' ny malaina

Updated on 2025/09/12