|
|
|
|

Entry1  manao hitsin-dalana
Elementary words  2  manao, hitsin-dalana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
5  entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [1.1]

Updated on 2023/11/20