Entry manany (any)
Part of speech   active verb
English definition   to prepare yarn finally for weaving. [Richardson 1885]
Morphology  
manany
nanany
hanany
manania

Entry mañany
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] makaka, manify [Rakotosaona 1972]

Entry mañañy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mankany ananina [Rakotosaona 1972]

Entry manañy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tanosy] mangatsiaka [Rakotosaona 1972]

2010/05/14