Entry | 1 mananty |
Root | 2 tanty |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miandry zavatra hianjera ka mandray io zavatra io amin' ny tanana velarina: Tsy mahay mananty baolina ialahy Mangataka: Mananty an-tanan-droa aminao, Tompoko |
Explanations in English |
5 [1.7] to hold out both hands for something; to collect in a basket |
Explanations in French |
6 [1.8] recevoir sur les deux mains; ramasser dans un panier |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mananty |
Anagrams | 17 mananty, maninta, namitan, natanim, nitanam, tamanin, taninam |
Updated on 2023/10/20 |