Entry manani-drova
Elementary words mananika ; rova
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny mpangalatra na ny mpikomy ka miditra ny rova hamono ny mpanjaka -- ny diso fitondran-tena naka ny vadin' ny mpanjaka koa dia notondroina ho manani-drova fa tena heloka lehibe izany [1.1]
Explanations in English To steal from the palace. One of the capital crimes. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/07/31