Entry manangoly (angoly)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly
Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny
Jer. kolikoly [1.1]
Explanations in English To cheat, to deceive, to ensnare. [1.2]
 To lead astray [1.7]
Explanations in French Séduire, tromper [1.8]
Morphology 
Present : manangoly
Past : nanangoly
Future : hanangoly
Imperative : manangole

Anagrams 

Updated on 2023/01/20