Entry manangam-bovona (tsangana, vovona)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [Rajemisa 1985]
Synonyms manangam-bombo ~ manangam-bombona
Quotes 

Updated on 2011/12/19