Entry manandratra (sandratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manainga ho ambony: Manandra-tanana
Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
Explanations in English To lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
Explanations in French Soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
Examples Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470]
Morphology 
Present : manandratra
Past : nanandratra
Future : hanandratra
Imperative : manandrata

Updated on 2023/01/20