Entry manandevo (andevo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra ohatra ny andevo [1.1]
Explanations in English To enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. [1.2]
 To practice slavery, to make a slave of [1.7]
Explanations in French Pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage [1.8]
 Asservir [3.1]
Examples 
1Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366]
2Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369]
Morphology 
Present : manandevo
Past : nanandevo
Future : hanandevo
Imperative : manandevoza

Anagrams 

Updated on 2023/01/20