|
|
|
|

Entry1  manampy trotraka
Elementary words  2 manampy, 3 trotraka
Part of speech  4  locution
Examples  5  ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa. [2.470#76]
6  nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471#27]

Updated on 2026/02/26