|
|
|
|

Entry (1/3)1  manampona
Root  2  tampona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy
Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/3)9  manampona
Part of speech  10  active verb
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Tambahoaka] manomboka
12  [1.78] [Sihanaka] manomboka (raharaha)

Entry (3/3)13  manampòna
Root  14  tampona
Part of speech  15  imperative of active verb manampona [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18  anamponam, anompanam, mampanaon, manampòna, manampona, manompana, manompàna, mpanomana, nampanaom

Updated on 2023/01/20