Entry manampatra (ampatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy
¶ Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý
¶ Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa [Rajemisa 1985]
English definition to stretch out the limbs. [Richardson 1885]
 to stretch out; to extend [Hallanger 1973]
French definition étendre, allonger, déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs) [Abinal 1888]
 étendre; allonger [Hallanger 1974]
Morphology 
manampatra
nanampatra
hanampatra
manampara
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/04/10