Entry (1/2) | 1 manamby |
Root | 2 tamby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany |
Explanations in English |
5 [1.7] to hire for wages |
Explanations in French |
6 [1.8] prendre à gages |
Examples |
7 Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany? [2.366#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mañamby |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Bara]
miaro |
Anagrams | 15 ambanim, animbam, mambañy, manamby, mañamby, manimbà, manimba |
Updated on 2023/01/20 |