Entry manamboatra (voatra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manao, manome endrika: Manamboatra trano
¶ Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro
¶ Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [Rajemisa 1985]
English definition   to arrange, to prepare; to repair [Hallanger 1973]
French definition   arranger: préparer; réparer [Hallanger 1974]
Morphology  
manamboatra
nanamboatra
hanamboatra
Synonyms   mamboatra

Updated on 2010/05/14