Entry manamaloka (maloka (aloka))
Part of speech active verb
Examples Raha ny fifankatiavan' Andriambolanony, razan' ny Antefasy sy Soronady, razan' ny Zafisoro no tsiahivina, dia tokony tsy hisy rahona loatra manamaloka ny fihavanan' ireo foko roa ireo. [2.508]
Morphology 
Present : manamaloka, manamalok', manamalo-
Past : nanamaloka, nanamalok', nanamalo-
Future : hanamaloka, hanamalok', hanamalo-

Updated on 2023/01/20