| Entry | 1 mañalotralotra |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Tanala] manalokaloka, manakotakona (jereo mañalotra): Voleo bonara ny tany kafe ba hañalotralotra anaje (voleo bonara (karazan-kazo) ny saha misy kafe voavoly mba hanalokalo azy)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|