Entry manalasala (salasala)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa
Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1]
Explanations in English To hesitate and do nothing [1.7]
Explanations in French Hésiter au point de ne rien faire [1.8]
Examples Manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany [2.472]
Morphology 
Present : manalasala
Past : nanalasala
Future : hanalasala
Imperative : manalasa
Proverbs 

Entry manalasa (salasala)
Part of speech imperative of active verb manalasala [full list]

Updated on 2023/01/20