Entry manakotrana (kotrana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
¶ Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
¶ Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [Rajemisa 1985]
Morphology 
manakotrana
nanakotrana
hanakotrana
manakotràna

Entry manakotràna (kotrana)
Part of speech imperative of active verb manakotrana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31