Entry manakosina (kosina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka
¶ Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [Rajemisa 1985]
Morphology 
manakosina
nanakosina
hanakosina
manakosena

2010/05/14