Entry |
manakorontana
(korontana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra? Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
|
Explanations in English | To put in disorder; to push or knock things about [1.7]
|
Explanations in French | Bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
|
Examples | ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile
[2.1011]
|
Morphology |
Present : |
manakorontana |
Past : |
nanakorontana |
Future : |
hanakorontana |
Imperative : |
manakorontàna |
|
|
Entry |
manakorontàna
(korontana)
|
Part of speech | imperative of active verb manakorontana
|
|