|
|
|
|

Entry (1/2)1  manakona
Root  2  takona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro
Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao
Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to conceal, to cover
6  [1.2] to hide; to shadow, to stand in the light of one.
Explanations in French  7  [1.3#654, 1.8] cacher, couvrir
8  [1.3#654] faire ombre en arrêtant la lumière
Examples  9  nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69#]
10  Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  manakòna
Root  16  takona
Part of speech  17  imperative of active verb manakona [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20  amankona, anakonam, anankoam, anokanam, manakona, manakòna, manankoa, manokàna, manokana, manonaka, namanako, nanakamo, nanakoam, nanomaka

Updated on 2023/06/03