Entry manakipaka (kipaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina
Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra [1.1]
Explanations in French Enlever, détacher, écailler, éloigner, dépouiller quelqu'un. [1.3]
Examples Aza atao indray manakipaka amin' ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin' ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony. [2.996]
Morphology 
Present : manakipaka
Past : nanakipaka
Future : hanakipaka
Imperative : manakipaha

Anagrams 

Updated on 2024/02/05