Entry manakimpy (kimpy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [Rajemisa 1985]
Morphology 
manakimpy
nanakimpy
hanakimpy
manakimpia

Updated on 2010/05/14