|
|
|
|

Entry1  manakatra
Root  2  takatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao
Explanations in English  5  [1.7] to try the depth of water; to try to reach up to something
Explanations in French  6  [1.8] sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre
Examples  7  Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. [2.606#]
8  tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. [1.369#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  16  anatrakam, manakatra, manatraka, manatrakà

Updated on 2023/09/25