Entry manakalo (takalo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manolo: Manakalo fanaka
Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1]
Explanations in English To exchange, to barter [1.7]
Explanations in French échanger, troquer [1.3, 1.8]
Examples 
1Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117]
2Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508]
3Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437]
Morphology 
Present : manakalo
Past : nanakalo
Future : hanakalo
Imperative : manakaloza
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20