Entry mana (aka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado [Rajemisa 1985]
English definition   to delude, to befool, to treat craftily. [Richardson 1885]
Morphology  
manakà
nanakà
hanakà

Entry mañaka (haka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Sihanaka] mandrehoka [Rakotosaona 1972]

Entry manaka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] manihika [Rakotosaona 1972]

Entry manaka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] misakana, manisy sakana [Rakotosaona 1972]

2010/05/05