Entry manajary (hajary)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] manamboatra
¶ mamela, mametraka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mamboatra [Rakotosaona 1972]
 manamboatra, manasoa [Rajemisa 1985]
English definition to arrange, to promote. [Richardson 1885]
Malagasy definition manamboatra ny simba
¶ mampirina
¶ manatsara [SLP 1986]
French definition réparer
¶ ranger
¶ aménager [SLP 1986]
Morphology 
manajary
nanajary
hanajary
manajaria
Quotes 

Entry manajary (hajary)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamitrana fihavanana
¶ Manaja: Havana manajary havana [Rajemisa 1985]
Morphology 
manajary
nanajary
hanajary
manajaria

Entry mañajary (hajary)
Part of speech active verb
Malagasy definition manisy ody, manao ody, manafana amin'ny ody [Rakotosaona 1972]

2012/08/11