Entry manajaroboka (jaroboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manasoka na mandentika ao anaty rano; mamarina ao anaty rano tsy hipoitra [Rajemisa 1985]
Morphology 
manajaroboka
nanajaroboka
hanajaroboka
manajaroboha

Updated on 2020/07/31