Entry manaingoka (tsaingoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitomboka amin' ny vava: Manaingoka voantseva ny boloky
Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nanaingoka ilay anjara mofomamin-janako [1.1]
Morphology 
Present : manaingoka
Past : nanaingoka
Future : hanaingoka
Imperative : manaingoha
Synonyms mitsaingoka
Proverbs 

Updated on 2023/01/20