Entry manaiky (aiky)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
Mitovy hevitra: manoa
¶ Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana
¶ Mety: Tsy manaiky ny handeha izy
¶ Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy
¶ Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany
¶ Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [Rajemisa 1985]
English definition   to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [Richardson 1885]
   to agree; to obey; to profess a faith to agree reluctantly or under duress [Hallanger 1973]
French definition   consentir; obéir; confesser sa foi [Hallanger 1974]
Morphology  
manaiky
nanaiky
hanaiky
maneke
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2013/03/18