Entry manafatrafatra (afatrafatra (afatra))
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To speak forcibly, to declare earnestly [1.2]
Examples 
1Dia manafatrafatra azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao. [2.357]
2Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no manafatrafatra azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo" [2.470]
Morphology 
Present : manafatrafatra
Past : nanafatrafatra
Future : hanafatrafatra
Imperative : manafatrafara
Proverbs 

Updated on 2023/01/20