Entry manafaka (afaka)
Part of speech active verb
English definition to release, to set free or redeem, to disengage, to exempt, to exonerate, to clear from obstructions, to unlock, to pay (debts). [Richardson 1885]
 to set free [Hallanger 1973]
French definition délivrer, affranchir, exempter, absoudre: Nanafaka azy tao an-tranomaizina izy (Il 'a délivré de prison) ~ Nanafaka ny andevo ny fanjakana (Le gouvernement a affranchi les esclaves) ~ Nanafaka azy tamy ny asany mandritra ny tapa-bolana izy (Il l'a exempté de son travail pendant quinze jours) ~ Nanafaka azy tamy ny helony ny mpitsara (Le juge l'a absous de sa faute) [Abinal 1888]
 libérer [Hallanger 1974]
Morphology 
manafaka
nanafaka
hanafaka
manafaha
Examples Manamaivana sy manafaka ahy izao. [Andraina: I Vola, page 27]

2015/02/27