Entry manadonto (donto)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany
¶ Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity
¶ Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [Rajemisa 1985]
Morphology 
manadonto
nanadonto
hanadonto
manadontoa

2010/05/14