Entry manabonoka (bonoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka: Nanabonoka ny zanany manavy Ravao [Rajemisa 1985]
Morphology 
manabonoka
nanabonoka
hanabonoka

2010/05/14