Entry | 1 manakely |
Root | 2 kely |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo 5 Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana [1.1] |
Explanations in French |
6 rapetisser [1.3, 1.107] 7 diminuer, amoindrir [1.3] |
Examples |
8 amin’ ny masolavitra misy ilany manakely ny zavatra jerena (dans la longue-vue il y a un côté qui rapetisse les objets qu’on regarde) [1.3] 9 nanakely ny tokotaninay ny làlana vao natao (le chemin qu'on vient de faire a amoindri notre emplacement) [1.3] |
Morphology |
|
Antonyms | 14 manalehibe |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/25 |