Entry mampivalana (valana)
Part of speech active verb
Examples 
1Mampivalana azy ny ody, sady mivalana no miorika; [2.48]
2Ravin' amberivatry, totoina, sotroina amy ny izao, dia mampivalana, mahery izany. [2.48]
Morphology 
Present : mampivalana, mampivalan-, mampivalam-, mampivala-
Past : nampivalana, nampivalan-, nampivalam-, nampivala-
Future : hampivalana, hampivalan-, hampivalam-, hampivala-

Updated on 2023/01/20