Entry mampitamby (tamby)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay
¶ Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [Rajemisa 1985]
Morphology 
mampitamby
nampitamby
hampitamby
Quotes 

2010/05/14