Entry mampitady (tady)
Part of speech active verb
Examples 
1Ary ny asombola no mampitady ny vola: [2.48]
2I Vola moa dia efa fantatro fa mitady ahy, fa ny tsy fantatro dia ny mampitady ahy olona koa izy sa tsia. [2.4]
Morphology 
Present : mampitady, mampitadin', mampitadin-, mampitadim-
Past : nampitady, nampitadin', nampitadin-, nampitadim-
Future : hampitady, hampitadin', hampitadin-, hampitadim-

Updated on 2023/01/20