Entry |
mampisongadina
(songadina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in French | Mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13]
|
Examples |
1 | izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra.
[2.445]
|
2 | manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro.
[2.606]
|
3 | Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany.
[4.27]
|
|
Morphology |
Present : |
mampisongadina |
Past : |
nampisongadina |
Future : |
hampisongadina |
|
|